Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:66 - Baiboly Katolika66 Nasiany tao an-dainy aloha i Odôaresa mbamin’ireo rahalahiny sy ny zanak’i Faserôna, ary dia nandroso namely ny mpanao fahirano sy niady taminy tamin’ny miaramila be ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara66 Dia nasiany tao an-day i Odômerà sy ny mpiray tarika aminy ary koa ny Fasirônita; ka niroso hamely ny mpanao fahirano ireo sady niady niandany tamin’ny miaramilan’i Jônatàna. Jereo ny toko |