Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:65 - Baiboly Katolika

65 Fa navelan’i Jônatasy tao an-tanàna kosa i Simôna rahalahiny, ka nivoaka tany an-tsaha izy, vao niverina nitondra miaramila vitsivitsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

65 Tamin’izay kosa no navelan’i Jônatàna tao an-tanàna i Simôna rahalahiny; ka nivoaka ho any an-tsaha izy nomban’ny miaramila vitsivitsy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:65
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra