Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:64 - Baiboly Katolika64 dia tonga niorin-toby teo akaikin’i Betbasì izy, sy nanao fahirano io tanàna io, naharitra andro betsaka, sady nandrafitra milina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara64 dia lasa niorin-toby teo akaikin’i Bety-Basy izy ary nanao fahirano io tanàna io nandritra ny andro maro ka namboatra milina fandrobahan-drindrina. Jereo ny toko |