Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:62 - Baiboly Katolika62 Raha efa izany, niainga i Jônatasy sy i Simôna mbamin’ireo nomba azy, nankany Betbasì, any an’efitra; namboariny izay rava tamin’io, dia nasiany manda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara62 Avy eo dia lasa ry i Jônatàna sy i Simôna mbamin’ireo mpomba azy, nankany Bety-Basy any an-taniefitra; namboariny izay rava tamin’io toerana io, dia nasiany manda. Jereo ny toko |