Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:60 - Baiboly Katolika

60 Ka niainga i Bakidesa nitondra tafika lehibe, sady nandefa taratasy mangingina izy, ho any amin’ireo rehetra mpiandany aminy any Jodea, mba hisamboran’ireo an’i Jônatasy sy ny namany; kanjo tsy nahavoa ireo, fa fantatr’ireto ny heviny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

60 Ka niainga ilay io nitondra tafika goavana sady nandefa taratasy mangingina ho any amin’ireo rehetra mpiandany aminy ao Jodea mba hisamboran’ireo an’i Jônatàna sy ny olona; kanjo tsy afa-nanoatra ireo, satria fantatr’i Jônatàna ny tetiny.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:60
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra