Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:58 - Baiboly Katolika

58 Tamin’izay nifampidinika ny Jody nivadika rehetra, nanao hoe: «Miadana sy mandry feizay ity ry i Jônatasy sy ny namany, ka ndao hohafarantsika i Bakidesa, fa indray alina monja ireo dia azony avokoa.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

58 Tamin’izay ny Jiosy mpivadika rehetra dia nifampidinika nanao hoe: «Miadana sy mandry feizay ity ry i Jônatàna sy ny olony, ka ndao hohafarantsika i Bakida; fa indray alina monja no hisamborany azy rehetra.»

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:58
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra