Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:57 - Baiboly Katolika

57 Nony nahita ity Alsima maty i Bakidesa dia niverina ho any amin’ny mpanjaka, ka nandry feizay ny tanin’i Jodà, nandritra ny roa taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

57 Rehefa hitan’i Bakida fa maty i Alkima, dia niverina ho any amin’ny mpanjaka Demetry izy; ka nandry feizay ny tanin’i Jodea nandritra ny roa taona.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:57
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra