Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:56 - Baiboly Katolika56 Dia maty tamim-pijaliana fatratra i Alsima tamin’izany andro izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara56 Dia maty tamim-pijalijaliana fatratra i Alkima tamin’izany vaninandro izany. Jereo ny toko |