Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:55 - Baiboly Katolika

55 Nokapohin’Andriamanitra i Alsima tamin’izany andro izany ka tsy afa-niteny intsony izy, na dia indraimbava aza, tsy afa-nanome didy ny amin’ny raharaha tao an-tranony akory izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

55 Saingy tamin’izay fotoana izay no nidonan’aretina i Alkima, ka voatery natsahatra ny asa; fa tsy afa-niteny intsony izy, na indraim-bava aza, ary tsy afa-namoaka didim-pananana akory.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:55
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra