Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:54 - Baiboly Katolika54 Tamin’ny taona faha-153, tamin’ny volana faharoa, nodidian’i Alsima hareza ny rindrin’ny kianja anatiny ao amin’ny fitoerana masina, ka nandrava ny asa nataon’ny mpaminany izy tamin’izay, ary efa nanomboka nanjera sahady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara54 Tamin’ny taona faha-153, volana faharoa, no nandidian’i Alkima fa hazera ny rindrin’ny kianja anaty ao amin’ny tempoly. Nikendry handrava ny asa nataon’ireo mpaminany izy tamin’izany; ary efa natomboka tokoa ny fampianjerana. Jereo ny toko |