Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:53 - Baiboly Katolika53 Nalainy ho antoka ny zanaky ny lohandohany amin’ny tany, dia notanany ho sambo-belona, tao amin’ny trano mimandan’i Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Nalainy ho antoka ny zanakalahin’ny lohandohany teo amin’ny tany, dia notanany ho sambo-belona tao amin’ny toera-mafin’i Jerosalema. Jereo ny toko |