Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:52 - Baiboly Katolika

52 Nohamafisiny ny tanàna Betsora sy Gazàra, ary ny trano mimanda dia nametrahany miaramila sy hanina fitahiry.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

52 Nohamafisiny rahateo ny tanàna Bety-Tsoro sy Gezera ary koa ilay toera-mafin’i Jerosalema; ka miaramila sy tahirin-tsakafo no napetrany tao amin’ny tanàna ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:52
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra