Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:5 - Baiboly Katolika5 I Jodasy kosa niorin-toby tao Eleasà, omba-miaramila voafantina 3.000. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 I Joda kosa niorin-toby tao Elasà, nombà-miaramila voafantina andiany telo. Jereo ny toko |