Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:49 - Baiboly Katolika49 Nisy 1.000 lahy no maty ny nomba an’i Bakidesa androtr’izay. Niverina ho any Jerosalema ilay io, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara49 Nisy vatan-dehilahy andiany iray no maty tamin’ireo mpomba an’i Bakida androtrizay. Jereo ny toko |