Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:48 - Baiboly Katolika

48 ka nivikina niroboka an’i Jordany i Jônatasy mbamin’ireo namany, dia nita nilomano, nefa tsy nita nanenjika azy ny Sirianina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Tamin’izay kosa i Jônatàna sy ireo olony no nivikina niroboka an’i Jôrdàna, ka nita nilomano; nefa ny fahavalo tsy nita hanenjika azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:48
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra