Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:47 - Baiboly Katolika47 Naninji-tanana hikapa an’i Bakidesa i Jônatasy fa nihilana nianòtra io, nisoroka an’izany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara47 Dia nanomboka ny ady. Naninji-tanana i Jonatàna mba hikapa an’i Bakida; fa lasa nankany aoriana i Bakida hialana azy. Jereo ny toko |