Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:45 - Baiboly Katolika45 Indro, fahavalo mitam-piadiana avokoa no eo anoloantsika sy eo ivohontsika, ranon’i Jordany sy ala aman-keniheny avokoa no eo anindrantsika manodidina, ka tsy misy azo andosirana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 Indro fahavalo vonon-kiady no eo anoloantsika, ny ranon’i Jôrdàna no ao ivohontsika, ary ala aman-keniheny no eo an-daniny roa, ka tsy misy azo andosirana akory. Jereo ny toko |