Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:44 - Baiboly Katolika

44 Dia hoy i Jônatasy tamin’ireo namany: «Mitsangàna ankehitriny, miadia hiaro ny aintsika! Fa tsy tahaka ny omaly sy afak’omaly intsony ity.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Dia hoy i Jônatàna tamin’ireo namany: –Mitsangàna ankehitriny, miadia ho fiarovana ny aintsika! Fa tsy tahaka ny omaly sy afak’omaly intsony ity anio ity.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra