Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:43 - Baiboly Katolika43 Nilazana izany i Bakidesa ka tonga hatrany amoron’i Jordany tamin’ny andro sabata nitondra tafika lehibe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Ren’i Bakida ny toeran’i Jônatàna sy ny olony; ka, indray andro sabata, dia tonga hatrany amoron’i Jôrdàna izy nitondra tafika lehibe. Jereo ny toko |