Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:42 - Baiboly Katolika42 Nony avy namaly ny namonoana ny rahalahiny i Jônatasy sy i Simôna, dia nihataka ho any amin’ny henihenin’i Jordany izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Nony avy namaly faty ny namonoana ny rahalahiny ry i Jônatàna sy i Simôna, dia nihataka ho any amin’ny henihenin’i Jôrdàna. Jereo ny toko |