Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:41 - Baiboly Katolika41 Ka niova ho fisaonana ny fampakaram-bady, ary ho fidradradradràna, ny feo fifalian’ny mozikany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Ka niova ho fisaonana ny fampakaram-bady, ary ho fidradradradràna ny feon-javamaneno. Jereo ny toko |