Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:37 - Baiboly Katolika37 Andro vitsivitsy tatỳ aorian’izany, dia nisy tonga nilaza tamin’i Jônatasy sy i Simôna rahalahiny, fa hoe: «Manao fampakaram-bady malaza ny taranak’i Jambrì, ka avy any Nadabata no avoaka amim-boninahitra lehibe razazavavy, izay zanaky ny andriandahy lehibe anankiray, avy any Kanaana.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Taorian’izany zava-nitranga izany, dia nisy nilaza tamin’i Jônatàna sy i Simôna rahalahiny fa hoe hanao fampakaram-bady malaza ny Jambrîta, ka avy any Nabatà no havoaka amim-boninahitra lehibe razazavavy izay zanaky ny andriambaventy kanahanita anankiray. Jereo ny toko |