Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:36 - Baiboly Katolika36 Kanjo nivoaka avy ao Medabà, ny taranak’i Jambrì, ka nisambotra an’i Joany mbamin’ny entana rehetra dia nandeha, nitondra izany babo rehetra izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Kanjo nivoaka avy ao Medebà ireo Jambrita ka nisambotra an’i Jôhany mbamin’ny entany rehetra, dia nandeha nitondra ny babony. Jereo ny toko |