Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:35 - Baiboly Katolika

35 Nirahin’i Jônatasy i Joany rahalahiny noho izy mpifehy ny vahoaka, ho any amin’ny Nabeteana sakaizany, hiangavy aminy mba havelany hapetraka any aminy ny entany, izay be tokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Nirahin’i Jônatàna hankany amin’ny Nabateanina sakaizany kosa i Jôhany rahalahiny sady mpifehy vahoaka; hiangavy ny Nabateanina no anton-diany mba homeny lalana hametraka entana any aminy satria be entana tokoa ny tafika israelita.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:35
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra