Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:34 - Baiboly Katolika

34 Ren’i Bakidesa izany, tamin’ny andro sabata, ka dia niainga izy, mbamin’ny tafiny rehetra, any an-dafin’i Jordany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ren’i Bakida, indray andro sabata, ny toeran’ireo; ka niainga izy mbamin’ny tafiny manontolo ho any andafin’i Jôrdàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:34
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra