Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:33 - Baiboly Katolika

33 Nony nandre izany fikasana izany i Jônatasy sy i Simôna rahalahiny, mbamin’izay rehetra nomba azy, dia nandositra tany an’efitr’i Tekôe, sy nitoetra teo akaikin’ny rano amin’ny lava-drano Asfara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Nony nahafantatra izay fikasana izany i Jônatàna sy izay rehetra nomba azy mbamin’i Simôna rahalahiny, dia nandositra tany an-taniefitr’i Tekôa sy nitoby teo akaikin’ny rano amin’ny lava-drano Asfara.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra