Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:32 - Baiboly Katolika32 Vao nandre ny nifidianana an’i Jônatasy i Bakidesa dia nitady hamono azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Vao nandre ny nifidianana an’i Jônatàna i Bakida, dia nitady hamono azy. Jereo ny toko |