Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:31 - Baiboly Katolika

31 Dia noraisin’i Jônatasy ny fanapahana tamin’izany andro izany, ary nitsangana izy nisolo an’i Jodasy rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Dia noraisin’i Jônatàna ny fanapahana tamin’izany andro izany, ary nandimby an’i Joda rahalahiny izy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:31
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra