Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:3 - Baiboly Katolika3 Tamin’ny volana voalohany, taona faha-152, dia nalahany teo anoloan’i Jerosalema ny miaramilany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Tamin’ny taona faha-152, volana voalohany, dia nampitoby tafika teo anoloan’i Jerosalema i Bakida sy i Alkima. Jereo ny toko |