Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:29 - Baiboly Katolika

29 «Hatrizay nahalasanan’i Jodasy rahalahinao izay, tsy misy lehilahy toa azy intsony, nitsangan-kanohitra ny fahavalontsika Bakidesa, mbamin’ireo rehetra mankahala ny firenentsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 –Hatrizay nahalasanan’i Joda rahalahinao izay, dia tsy misy lehilahy toa azy intsony mba hitsangan-kanohitra ny fahavalontsika, izany hoe i Bakida mbamin’ireo rehetra mankahala ny firenentsika.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra