Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:27 - Baiboly Katolika27 Ary lalina loatra ny fahoriana nanjò an’i Israely, fa tsy mbola nisy toy izany hatramin’izay andro tsy nisian’ny mpaminany teo amin’i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Lalina loatra ny fahoriana nanjo ny Israelita, fa nanomboka teo amin’ny andro tsy nahitana mpaminany teo aminy intsony dia tsy mbola nisy fahoriana toy izany. Jereo ny toko |