Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:26 - Baiboly Katolika

26 Nokarohin’ireo ny sakaizan’i Jodasy ka nony mahita izy, entiny any amin’i Bakidesa, dia faizin’io sy ataony fihomehezana kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Nokarohin’ireo ny sakaizan’i Joda sady nataony tsongo dia, ary nentiny any amin’i Bakida, ka nofaizan’io sy nataony fihomehezana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra