Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:25 - Baiboly Katolika25 Ny olona mpankahala ny fivavahana no nofidin’i Bakidesa sy notendreny hitondra ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ny olona mpankahala fivavahana rahateo no voafidin’i Bakida sy notendreny hitondra ny tany. Jereo ny toko |