Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:24 - Baiboly Katolika

24 Nisy mosary lehibe tamin’izany andro izany, ka nivadika tamin’izy ireo mbamin’ny tany aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Nisy mosary tena mafy koa tamin’izany andro izany, ka lasa nivadika niandany taminy mbamin’ny firenena iray manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra