Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:23 - Baiboly Katolika23 Nony efa maty i Jodasy, dia nitrangatranga eran’ny tanin’i Israely manontolo ny mpankahala ny fivavahana ary niarin-doha ny mpanao ny tsy marina rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Nony efa maty i Joda, dia nitrangatranga eran’ny tany Israely manontolo ireo mpanohitra ny lalànan’Andriamanitra ary niarin-doha izay rehetra mpanao ratsy. Jereo ny toko |