Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:22 - Baiboly Katolika

22 Ny tantaran’i Jodasy sisa, sy ny adiny hafa, sy ny herim-po hafa nasehony ary ny antom-boninahiny, dia tsy voasoratra, satria maro loatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ny sisa amin’ny tantaran’i Joda mbamin’ny ady hafa nataony sy ny herimpo hafa nasehony ary ny anaram-boninahitra hafa nananany dia tsy ary ho voasoratra mihitsy satria maro loatra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra