Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:20 - Baiboly Katolika20 Nitomanian’i Israely rehetra izy sy nigogogogoany mafy ary naharitra andro maro no nisaonany azy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Nitomanian’ny Israelita rehetra sy nigogogogoany mafy i Joda; ary naharitra andro maro no nisaonany azy sy nanaovany hoe: Jereo ny toko |