Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:19 - Baiboly Katolika19 Dia nentin’i Jônatasy sy i Simôna, i Jodasy rahalahin’izy ireo, ka nalevina tao amin’ny fasan-drazany ao Modìna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Dia nentin’i Jônatàna sy i Simôna ny fatin’i Joda rahalahiny ka naleviny tao amin’ny fasan-drazany ao Môdina. Jereo ny toko |