Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:16 - Baiboly Katolika16 Kanjo hitan’ireo vazan-tafika havia fa resy ny vazan-tafika havanana, ka nifontenany narahiny avy ato aoriana i Jodasy sy ny namany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Rehefa hitan’ny ilan-tafika ankavia amin’ny fahavalo fa resy ny ilan-tafika ankavanana, dia nifoterany avy ato aoriana i Joda sy ny namany. Jereo ny toko |