Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:14 - Baiboly Katolika14 Nony hitan’i Jodasy fa teo amin’ny vazan-tafika havanana i Bakidesa sy ny miaramila mahay indrindra, dia novoriny hanodidina azy ny miaramila mahery fo rehetra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Nony hitan’i Joda fa teo amin’ny ilany ankavanana i Bakida sy ny miaramilany kinga indrindra, dia novorîny hanodidina azy ny Jiosy rehetra mahery fo indrindra, Jereo ny toko |