Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:13 - Baiboly Katolika13 Ry i Jodasy koa, tatsy an-daniny, nampaneno trômpetra, ka nihorohoro ny tany, azon’ny firohondrohon’ny tafika roa tonta, dia rafitra ny ady, ka naharitra hatramin’ny maraina ka hatramin’ny hariva. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ry Joda koa, tetsy an-daniny, dia nampaneno trômpetra; ka nihorohoro ny tany, azon’ny firohondrohon’ny tafika roa tonta. Rafitra ny ady, nanomboka tamin’ny maraina ka naharitra hatramin’ny hariva. Jereo ny toko |