Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 9:12 - Baiboly Katolika

12 I Bakidesa teo amin’ny vazan-tafika havanana, ary nandroso tamin’ny feon-trômpetra teo an-daniny avy, ny antokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Nandroso ho antokony roa ny miaramila an-tongotra sady nampaneno trômpetra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 9:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra