Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 9:10 - Baiboly Katolika10 Fa hoy i Jodasy tamin’izy ireo: «Sanatria ahy izay hanao izany, ka hiamboho handositra! Raha tonga ny fotoana anjarantsika, aoka ho faty amin-kerim-po isika, ho an’ny rahalahintsika, ary aza asiana pentina ny voninahitsika.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Fa hoy i Joda taminy: –Sanatria ahy ny hanao izany, ka hiamboho handositra! Raha tonga ny fotoana hahafatesantsika, dia aoka isika ho faty amin-kerimpo ho an’ny mpiray firenena amintsika; ary aza asiana pentina ny voninahitsika. Jereo ny toko |