Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:8 - Baiboly Katolika8 dia ny tany India, Media, Lidia, ary ny ilany amin’ireo faritany tsara indrindra; ka nony noraisiny avy aminy ireo, dia natolony ho an’i Eomena mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Farany notereny izy hamoy ny ampahan’ny taniny, dia i India sy i Media ary i Lidia mbamin’ny faritany sasany tsara indrindra; ka rehefa voarain’ny Rômanina avy amin’i Antiôkôsa Lehibe ireo dia natolony ho an’i Eomena mpanjaka. Jereo ny toko |