Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:7 - Baiboly Katolika7 Nataony sambo-belona ilay io dia notereny hanao fanekena handoa hetra be dia be ho azy, izy mbamin’ny dimbiny, sady hametraka olona ho antoka, sy hahafoy ny ilany amin’ny fanjakany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nataony sambo-belona ilay io, dia notereny handoa hetra be dia be ho azy ny tenany mbamin’ny dimbiny sady hametraka olona ho antoka. Jereo ny toko |