Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:6 - Baiboly Katolika6 Resin’izy ireo koa i Antiôkosy Lehibe mpanjakan’i Asia, izay tonga hiady taminy, nitondra elefanta 120, mpitaingin-tsoavaly, kalesy, ary tafika lehibe dia lehibe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Resin’ny Rômanina koa i Antiôkôsa Lehibe mpanjakan’i Azia, izay tonga hiady taminy, nitondra elefanta 120, mpitaingin-tsoavaly, kalesy ary tafika goavana tokoa: Jereo ny toko |