Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:5 - Baiboly Katolika

5 Resiny an’ady avokoa i Filipo sy i Persea mpanjakan’ny Seteanina mbamin’izay nandray fiadiana hamely azy, ka nampanekeny azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Resiny an’ady sy nampanekeny azy avokoa i Filipo sy i Persea mpanjaka masedônianina mbamin’izay nandray fiadiana hamely azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra