Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:4 - Baiboly Katolika4 nefa lavitra dia lavitra azy ireo izany tany izany. Nataony toy izany koa ny mpanjaka avy tany am-para vazantany tonga nanafika azy; dia nandresy azy ireo izy, sy nataony nitondra faisana, ary ny sisa dia mandoa hetra ho azy isan-taona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 ny fahamalinana amam-paharetany no nampanekeny manontolo io tany io, na dia lavitra an’i Rôma tokoa aza. Nataony toy izany koa ny mpanjaka avy tany am-paravazan-tany tonga nanafika azy; noreseny sy nampitondrainy faisana ireny, ary ny sisa velona kosa nampandoaviny hetra ho azy isan-taona. Jereo ny toko |