Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 8:32 - Baiboly Katolika

32 Koa raha mbola ampangain’izy ireo aminay indray ianareo, dia hanohana ny rariny ananany sy hiady aminao ambony ranomasina sy an-tanety izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Raha mbola torîny aminay indray àry ianao, dia hiaro ny rariny ananany izahay ary hiady aminao na an-dranomasina na an-tanety.»

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 8:32
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra