Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 8:31 - Baiboly Katolika31 Ary inty ny amin’ny fampahoriana nataon’i Demetriosa mpanjaka azy ireo, dia efa nanoratra ho any amin’io izahay, nanao hoe: «Nahoana no vesaranao jioga ny Jody, sakaizanay sy mpihavana aminay? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Ny amin’ny fampahoriana nafitsok’i Demetry mpanjaka tamin’ny Jiosy kosa dia nanoratra ho any amin’io izahay nanao hoe: «Nahoana no ampitondrainao fampahoriana mavesatra ny Jiosy sakaizanay sy mpifarimbona aminay. Jereo ny toko |